Nomery 15:9 - DIEM PROTESTANTA
dia lafarinina sivy kilao voaharo menaka telo litatra
Jereo ny toko
dia fanatitra avy amin’ny zavamaniry koa no hatolotrao ho fanampin’ny omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo antsasaky ny hina;
Jereo ny toko
dia lafarinina sivy kilao voaharo menaka telo litatra
Jereo ny toko
dia lafarina tsara indrindra, telo ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo antsasaky ny hina no hatolotrao miaraka amin’ny ombalahy ho fanatitra,
Jereo ny toko
dia fanatitra hohanina koa no haterinao ho fanampin’ny isan-omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo antsasaky ny hina;
Jereo ny toko
dia fanatitra hohanina koa no haterinao ho fanampin'ny isan-omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo antsasaky ny hina;
Jereo ny toko
dia fanatitra avy amin’ny zavamaniry koa no hatolotrao ho fanampin’ny omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo antsasaky ny hina;
Jereo ny toko