Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 28:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto nofetaina tamin’ny menaka, dia lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, lafarinina enina kilao isan’ondrilahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 miampy koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ampombaina ny vantotra ombilahy; koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ampombaina ny ondrilahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto nofetaina tamin’ny menaka, dia lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, lafarinina enina kilao isan’ondrilahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 ary lafarina tsara indrindra telo ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra amin’ny isam-bantotr’ombalahy iray; lafarina tsara indrindra roa ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra amin’ny ondralahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 ary koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo ho fanatitra hohanina amin’ny isam-bantotr’ombilahy iray, ary koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina amin’ny isan-ondrilahy iray,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 ary koba tsara toto telo ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo ho fanatitra hohanina amin'ny isam-bantotr'ombilahy iray, ary koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina amin'ny isan-ondrilahy iray,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 miampy koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha*, voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ampombaina ny vantotra ombilahy; koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ampombaina ny ondrilahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 28:12
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary farany dia hanao fanatitra varimbazaha telopolo kilao miampy diloilo enina litatra koa izy, isaky ny ombilahy sy ondrilahy natao sorona.


Ireo taranak’i Aharôna kosa handoro izany hanetona eo ambonin’ny alitara, miaraka amin’ireo sorona dorana manontolo eo ambonin’ny kitay mirehitra. Sakafo levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahina ho an’ny TOMPO izany.


ary lafarinina telo kilao isan-janak’ondry. Sorona dorana manontolo hanetona ho hanitra hankasitrahin’ny TOMPO izany.


ary telo kilao isan-janak’ondry.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra