Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 28:13 - DIEM PROTESTANTA

13 ary lafarinina telo kilao isan-janak’ondry. Sorona dorana manontolo hanetona ho hanitra hankasitrahin’ny TOMPO izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 koba tsara toto ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo, ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, ampombaina ny zanak’ondry tsirairay; ho fanatitra dorana manontolo izany, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 ary lafarinina telo kilao isan-janak’ondry. Sorona dorana manontolo hanetona ho hanitra hankasitrahin’ny TOMPO izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 ary lafarina tsara indrindra iray ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo, hatao fanatitra amin’ny isan-janak’ondry iray; sorona dorana ho hanitra ankasitrahina izany, dia sorona atao amin’ny afo ho an’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 ary koba tsara toto ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina amin’ny isan-janak’ondry iray; ho fanatitra dorana izany, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra atao amin’ny afo ho an’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 ary koba tsara toto ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina amin'ny isan-janak'ondry iray; ho fanatitra dorana izany, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 28:13
4 Rohy Ifampitohizana  

Miaraka amin’ny zanakondry amin’ny maraina sy ny hariva, dia hitondrana koba telopolo kilao efa voakapoka amin’ny diloilo tsara iray litatra sy sasany sy fanatitra divay iray litatra sy sasany. Ireo dia ho sorona atolotra Ahy TOMPO, ka ho hanitra ankasitrahina ho Ahy.


Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra


Ny biby tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto nofetaina tamin’ny menaka, dia lafarinina sivy kilao isan’ombilahy, lafarinina enina kilao isan’ondrilahy,


Ny fanatitra araraka momba izany kosa dia divay telo litatra isan’ombilahy, divay roa litatra isan’ondrilahy ary iray litatra sy tapany isan-janak’ondry. Izany no sorona hatao isaky ny andro voalohan’ny volana, amin’ny volana rehetra mandritra ny taona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra