Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:10 - DIEM PROTESTANTA

10 ary divay telo litatra no haterina miaraka amin’ny ombilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 ary divay antsasaky ny hina no hatolotrao ho fanatitra aidina, ho fanatitra levonina amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 ary divay telo litatra no haterina miaraka amin’ny ombilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 ary divay antsasaky ny hina, no hatolotrao ho fanatitra araraka: Sorona atao amin’ny afo, ho hanitra mahafinaritra ho an’i Iaveh izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ary divay antsasaky ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho fanatitra atao amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ary divay antsasaky ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho fanatitra atao amin'ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 ary divay antsasaky ny hina no hatolotrao ho fanatitra aidina, ho fanatitra levonina amin’ny afo, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:10
5 Rohy Ifampitohizana  

«Izany no fomba hatao amin’ny fanaovana sorona omby na ondrilahy na zanak’ondry na zanak’osy anankiray.


ary hanolotra divay iray litatra sy tapany miaraka amin’ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo na sorom-pihavanana.


dia lafarinina sivy kilao voaharo menaka telo litatra


Hitondra mofo tsy misy leviora iray harona koa izy, dia mofomamy nofetaina menaka sy mofo manify tsy misy leviora sady voahoso-menaka mbamin’ny fanatitra lafarinina sy divay ampombaina ny sorona.


Ary rehefa nisara-nono ny zaza, dia nentiny nankany an-tranon’ny TOMPO tao Silao, na dia mbola vao mena vava aza. Ireto no nentin’izy mivady niaraka tamin’ny zaza: vantotr’ombilahy telo taona sy lafarinina iray gony ary divay eran’ny siny hoditra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra