Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:11 - DIEM PROTESTANTA

11 «Izany no fomba hatao amin’ny fanaovana sorona omby na ondrilahy na zanak’ondry na zanak’osy anankiray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Izany no ampombaina ny omby tsirairay, na ny ondrilahy tsirairay, na ny zanak’ondry tsirairay, na ny zanak’osy tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 «Izany no fomba hatao amin’ny fanaovana sorona omby na ondrilahy na zanak’ondry na zanak’osy anankiray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Izany no hatao amin’ny isan’omby iray, sy isan’ondralahy iray, ary isan-janak’ondry na zanak’osy iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Izany no hatao’ amin’ny isan-omby iray, na ny isan-ondrilahy iray, na ny isan-janak’ondry iray, na ny isan-janak’osy iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Izany no hatao amin'ny isan-omby iray, na ny isan-ondrilahy iray, na ny isan-janak'ondry iray, na ny isan-janak'osy iray.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Izany no ampombaina ny omby tsirairay, na ny ondrilahy tsirairay, na ny zanak’ondry tsirairay, na ny zanak’osy tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:11
5 Rohy Ifampitohizana  

Ambarao amin’ny fiangonana israelita manontolo hoe: Amin’ny fahafolon’ity volana ity dia samia maka zanakondry iray avy isan-trano na isam-pianakaviana.


ary divay telo litatra no haterina miaraka amin’ny ombilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.


Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy.


ary hanolotra divay iray litatra sy tapany miaraka amin’ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo na sorom-pihavanana.


Hataonareo izany ho fanampin’ny sorona dorana manontolo isan’andro sy ny sorona dorana manontolo isaky ny andro voalohan’ny volana miaraka amin’ny fanatitra lafarinina sy divay momba azy; ho sakafo dorana ho an’ny TOMPO izany ka hanetona ho hanitra hankasitrahiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra