Nomery 15:12 - DIEM PROTESTANTA12 Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra atolotrareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Araka ny isan’ny zavatra hatolotrareo hatao sorona, dia hanaovanareo toy izany tsirairay avy, araka ny isany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra aterinareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Tahaka izany no hataonareo amin'izy rehetra, araka ny isan'ny zavatra aterinareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra atolotrareo. Jereo ny toko |