Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Hanaraka izany ny Israelita rehetra, rehefa manao sorona izay hanetona ho hanitra hankasitrahina ho Ahy TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny tompon-tany rehetra dia samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manolotra fanatitra levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Hanaraka izany ny Israelita rehetra, rehefa manao sorona izay hanetona ho hanitra hankasitrahina ho Ahy TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Hataon’ny tompon-tany rehetra toy izany ireo zavatra ireo raha manatitra sorona atao amin’ny afo izy, ho fanatitra mahafinaritra ho an’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ny tompon-tany rehetra samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manatitra fanatitra atao amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ny tompon-tany rehetra samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manatitra fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ny tompon-tany rehetra dia samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manolotra fanatitra levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:13
2 Rohy Ifampitohizana  

Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy.


Ny vahiny na izay olona mipetraka ao aminareo, na koa ny valovotaka efa hatramin’ny taranaka maro nifandimby, dia samy hanaraka izany avokoa, rehefa manao sorona izay hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra