Nomery 15:9 - DIEM PROTESTANTA9 dia lafarinina sivy kilao voaharo menaka telo litatra Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 dia fanatitra avy amin’ny zavamaniry koa no hatolotrao ho fanampin’ny omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo antsasaky ny hina; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 dia lafarinina sivy kilao voaharo menaka telo litatra Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 dia lafarina tsara indrindra, telo ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo antsasaky ny hina no hatolotrao miaraka amin’ny ombalahy ho fanatitra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 dia fanatitra hohanina koa no haterinao ho fanampin’ny isan-omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo antsasaky ny hina; Jereo ny tokoMalagasy Bible9 dia fanatitra hohanina koa no haterinao ho fanampin'ny isan-omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo antsasaky ny hina; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 dia fanatitra avy amin’ny zavamaniry koa no hatolotrao ho fanampin’ny omby iray, dia koba tsara toto telo ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo antsasaky ny hina; Jereo ny toko |
Ary hoy ralehilahy tamiko: «Ireo efitrano avaratra sy efitrano atsimo izay manoloana ny kianja ireo dia efitrano voatokana. Ao amin’ireo efitrano ireo manko ny mpisorona izay manatona ny TOMPO no mihinana ny zava-masina indrindra. Eny, voatokana io faritra io, ka ao no ametrahana ny zava-masina indrindra, dia ireo fanatitra vokatry ny tany sy ireo biby natao sorona ho fanalana ny ota sy ho fanonerana.