Nomery 15:8 - DIEM PROTESTANTA8 Fa raha ombilahy no hatao sorona dorana manontolo na sorona fanalam-boady na sorom-pihavanana ho Ahy TOMPO, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary raha manolotra omby ho fanatitra dorana manontolo na ho fanatitra hafa alatsa-dra, hanalana voady, na ho fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO ianao, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Fa raha ombilahy no hatao sorona dorana manontolo na sorona fanalam-boady na sorom-pihavanana ho Ahy TOMPO, Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Raha ombalahy no hatolotrao ho sorona dorana, na ho sorona fanalam-boady na ho sorom-pihavanana, amin’i Iaveh, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary raha manatitra omby ho fanatitra dorana na ho fanatitra hafa alatsa-dra hianao, hanalana voady, na ho fanati-pihavanana ho an’i Jehovah, Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary raha manatitra omby ho fanatitra dorana na ho fanatitra hafa alatsa-drà ianao, hanalana voady, na ho fanati-pihavanana ho an'i Jehovah, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary raha manolotra omby ho fanatitra dorana manontolo na ho fanatitra hafa alatsa-dra, hanalana voady, na ho fanati-pihavanana ho an’NY TOMPO ianao, Jereo ny toko |
Raha tsy nahy no nanotan’ny fiangonana ka tsy fantany, dia hanolotra amiko TOMPO ombilahy iray ny fiangonana tsivakivolo ho sorona dorana manontolo izay hanetona ho hanitra ankasitrahina ho AHY; hampombaina izany ny fanatitra lafarinina sy divay, araka ny fanao, ary koa osilahy iray ho sorona fanalana ny ota.