Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:7 - DIEM PROTESTANTA

7 ary divay roa litatra no haterina miaraka amin’ny ondrilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 ary divay ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 ary divay roa litatra no haterina miaraka amin’ny ondrilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 ary divay ampahatelon’ny hina no hatolotrao ho fanatitra araraka, mba ho fanolorana misy hanitra mahafinaritra ho an’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 ary divay ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 ary divay ampahatelon'ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 ary divay ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:7
8 Rohy Ifampitohizana  

Nisy sorom-pihavanana sy sorona dorana manontolo natolotra ho an’ny TOMPO, ny ampitson’iny: dia vantotr’ombilahy arivo, ondrilahy arivo, ary zanak’ondry arivo, mbamin’ny fanatitra divay araraka momba ireo. Be dia be tokoa ny sorom-pihavanana ka ampy hamahanana ny Israelita rehetra tonga teo.


Miaraka amin’ny zanakondry amin’ny maraina sy ny hariva, dia hitondrana koba telopolo kilao efa voakapoka amin’ny diloilo tsara iray litatra sy sasany sy fanatitra divay iray litatra sy sasany. Ireo dia ho sorona atolotra Ahy TOMPO, ka ho hanitra ankasitrahina ho Ahy.


Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra


Fa raha ombilahy no hatao sorona dorana manontolo na sorona fanalam-boady na sorom-pihavanana ho Ahy TOMPO,


«Aoka hotandremanareo ny hanolotra ho an’ny TOMPO, amin’ny fotoana voafetra, ireo fanatitra ho Azy, dia ny sakafo izay hodorana ka hanetona ho hanitra ankasitrahiny.


Io zanak’ondry voalohany io dia hampiarahina amin’ny fanatitra araraka, izany hoe divay iray litatra sy tapany izay hatolotra ho an’ny TOMPO ao amin’ny Toeramasina.


Hitondra mofo tsy misy leviora iray harona koa izy, dia mofomamy nofetaina menaka sy mofo manify tsy misy leviora sady voahoso-menaka mbamin’ny fanatitra lafarinina sy divay ampombaina ny sorona.


Fa namaly azy ny voaloboka hoe: ‹Dia holaviko ve ny hamokatra divay izay mahafaly an’Andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevaheva eny ambonin’ny hazo hafa aho?›


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra