Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 15:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ho fanampin’ny ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo ampahatelon’ny hina, no haterinao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Raha ondralahy no atao sorona dia lafarina tsara indrindra roa ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo ampahatelon’ny hina no hatolotrao ho fanatitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary ho fanampin’ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary ho fanampin'ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo ampahatelon'ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ho fanampin’ny ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo ampahatelon’ny hina, no haterinao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 15:6
5 Rohy Ifampitohizana  

«Rehefa osy no atolotra, dia hoentina eo anoloan’ny Toeramasin’ny TOMPO izany.


Izay hitondra izany sorona izany ho Ahy TOMPO, dia hanao fanatitra lafarinina telo kilao voaharo menaka iray litatra sy tapany


ary hanolotra divay iray litatra sy tapany miaraka amin’ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo na sorom-pihavanana.


ary divay roa litatra no haterina miaraka amin’ny ondrilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra