Nomery 15:5 - DIEM PROTESTANTA5 ary hanolotra divay iray litatra sy tapany miaraka amin’ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo na sorom-pihavanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 ary divay ampahefatry ny hina hatao fanatitra aidina no hampombainareo ny fanatitra dorana manontolo, na ny fanatitra hafa alatsa-dra, miaraka amin’ny zanak’ondry tsirairay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 ary hanolotra divay iray litatra sy tapany miaraka amin’ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo na sorom-pihavanana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 hanao fanatitra hararaka, divay hampahefatry ny hina, miaraka amin’ny sorona dorana, na ny sorom-pihavanana, isan-janak’ondry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 ary divay ampahefatry ny hina hatao fanatitra aidina no hampombainao ny fanatitra dorana, na ny fanatitra hafa alatsa-dra, amin’ny isan-janak’ondry iray. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 ary divay ampahefatry ny hina hatao fanatitra aidina no hampombainao ny fanatitra dorana, na ny fanatitra hafa alatsa-drà, amin'ny isan-janak'ondry iray. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 ary divay ampahefatry ny hina hatao fanatitra aidina no hampombainareo ny fanatitra dorana manontolo, na ny fanatitra hafa alatsa-dra, miaraka amin’ny zanak’ondry tsirairay. Jereo ny toko |