Nomery 15:6 - DIEM PROTESTANTA Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ho fanampin’ny ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo ampahatelon’ny hina, no haterinao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha ondrilahy no hatao sorona, dia lafarinina enina kilao voaharo menaka roa litatra Baiboly Katolika Raha ondralahy no atao sorona dia lafarina tsara indrindra roa ampahafolony, voadity tamin’ny diloilo ampahatelon’ny hina no hatolotrao ho fanatitra; Baiboly Protestanta Malagasy Ary ho fanampin’ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha voaharo diloilo ampahatelon’ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina; Malagasy Bible Ary ho fanampin'ny isan-ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo ampahatelon'ny hina no haterinao ho fanatitra hohanina; La Bible en Malgache Ho fanampin’ny ondrilahy iray dia koba tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, voaharo diloilo ampahatelon’ny hina, no haterinao ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry; |
Izay hitondra izany sorona izany ho Ahy TOMPO, dia hanao fanatitra lafarinina telo kilao voaharo menaka iray litatra sy tapany
ary hanolotra divay iray litatra sy tapany miaraka amin’ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo na sorom-pihavanana.
ary divay roa litatra no haterina miaraka amin’ny ondrilahy; ka hanetona ho hanitra hankasitrahina ho AHY izany.