«Mety hisy ny vahiny izay tsy anisan’ny Israelita vahoakanao; kanefa niainga avy any an-tany lavitra izy hankatỳ noho ny aminao,
Nomery 15:16 - DIEM PROTESTANTA Lalàna sy fitsipika iray ihany no mifehy anareo sy izay vahiny eo aminareo.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Lalàna iray ihany sy fanao iray ihany no ho aminareo sy izay vahiny eo aminareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Lalàna sy fitsipika iray ihany no mifehy anareo sy izay vahiny eo aminareo.» Baiboly Katolika Lalàna iray sy fitsipika iray no ho anareo sy ho an’ny vahiny mitoetra eo aminareo. Baiboly Protestanta Malagasy Lalàna iray ihany sy fanao iray ihany no ho aminareo sy izay vahiny eo aminareo. Malagasy Bible Lalàna iray ihany sy fanao iray ihany no ho aminareo sy izay vahiny eo aminareo. La Bible en Malgache Lalàna iray ihany sy fanao iray ihany no ho aminareo sy izay vahiny eo aminareo. |
«Mety hisy ny vahiny izay tsy anisan’ny Israelita vahoakanao; kanefa niainga avy any an-tany lavitra izy hankatỳ noho ny aminao,
«Fepetra mitovy no ampiharina amin’ny Israelita sy ny vahiny valovotaka eo amin’ny taninareo.»
«Fitsipika tokana no hitondrana anareo, na vahiny na tompontany, fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.»
«Raha olona iray anisan’ny vahoaka israelita no nanota tsy nahy ka nandika ny anankiray amin’ny didin’ny TOMPO momba ny zavatra tsy tokony hatao, dia meloka izy.
Ny olona rehetra, na Israelita izy na vahiny miara-monina amin’ny Israelita ka nahafaty olona tsy nahy, dia afaka mialokaloka amin’ireo tanàna enina ireo.
Ary raha misy vahiny eo aminareo ka te hankalaza ny Paska ho fanajana AHY, dia hanaraka ny fomba fanao amin’ny Paska izy. Mitovy ihany ny lalàna na amin’ny vahiny izany na amin’ny Israelita.»
Ny Israelita rehetra mbamin’ny loholony sy lehibeny ama-mpitsarany, ary koa ireo hafa firenena niara-nonina taminy, dia nitsangana teo andaniny sy ankilan’ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO ka nanatrika ny levita mpisorona izay nitondra azy. Teo akaikin’ny tendrombohitra Gerizima ny antsasak’ireo olona ireo, ary teo akaikin’ny tendrombohitr’i Hebala kosa ny antsasany, araka izay didy efa nomen’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO mba hitsofan-drano ny vahoaka Israely.