Eksodosy 12:49 - DIEM PROTESTANTA49 «Fepetra mitovy no ampiharina amin’ny Israelita sy ny vahiny valovotaka eo amin’ny taninareo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201149 Lalàna iray no ho amin’ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara49 «Fepetra mitovy no ampiharina amin’ny Israelita sy ny vahiny valovotaka eo amin’ny taninareo.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika49 Lalàna iray ihany no ho an’ny tompon-tany sy ny vahiny mitoetra eo aminareo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy49 Lalàna iray no ho amin’ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible49 Lalàna iray no ho amin'ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache49 Lalàna iray no ho amin’ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo. Jereo ny toko |