Nehemia 12:44 - DIEM PROTESTANTA
Tamin’izay koa dia nisy olona notendrena hitandrina ny efitrano fitehirizana ny fanatitra avahana sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolon-karena. Ao no nasaina hangonin’ireo olona ireo ny anjara voadidin’ny lalàna mba ho an’ny mpisorona sy ny levita, avy any amin’ny saha manodidina ny isan-tanàna; nifalian’ny vahoakan’i Joda manko ireo mpisorona sy levita izay samy teo amin’ny anjara toerany avy,
Jereo ny toko
Tamin’izany koa dia nisy olona notendrena hitandrina ny efitrano fitahirizana ny fanatitra sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolonkarena, fa ao no angonina izay anjara voadidy ho an’ny mpisorona sy ny levita avy amin’ny saha manodidina ny isan-tanàna; koa nifalian’ny Joda ireo mpisorona sy levita izay nanompo ireo.
Jereo ny toko
Tamin’izay koa dia nisy olona notendrena hitandrina ny efitrano fitehirizana ny fanatitra avahana sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolon-karena. Ao no nasaina hangonin’ireo olona ireo ny anjara voadidin’ny lalàna mba ho an’ny mpisorona sy ny levita, avy any amin’ny saha manodidina ny isan-tanàna; nifalian’ny vahoakan’i Joda manko ireo mpisorona sy levita izay samy teo amin’ny anjara toerany avy,
Jereo ny toko
nitandrina ny zavatra rehetra momba ny fanompoana ny Andriamaniny sy ny momba ny fanadiovana; torak’izany koa ireo mpihira sy mpiandry varavarana, araka ny nandaharan’i Davida sy i Salômôna zanany.
Jereo ny toko
ARY tamin’izany andro izany dia nisy olona notendrena hitandrina ny efi-trano fitehirizana ny rakitra sy ny fanatitra asandratra sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolon-karena, mba hangonina ao izay anjara voadidy ho an’ny mpisorona sy ny Levita avy amin’ny saha manodidina ny isan-tanàna; fa nifalian’ny Joda ireo mpisorona sy Levita izay nanompo ireo.
Jereo ny toko
Ary tamin'izany andro izany dia nisy olona notendrena hitandrina ny efi-trano fitehirizana ny rakitra sy ny fanatitra asandratra sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolon-karena, mba hangonina ao izay anjara voadidy ho an'ny mpisorona sy ny Levita avy amin'ny saha manodidina ny isan-tanana; fa nifalian'ny Joda ireo mpisorona sy Levita izay nanompo ireo.
Jereo ny toko
Tamin’izany koa dia nisy olona notendrena hitandrina ny efitrano fitahirizana ny fanatitra sy ny voaloham-bokatra ary ny fahafolonkarena, fa ao no angonina izay anjara voadidy ho an’ny mpisorona sy ny levita* avy amin’ny saha manodidina ny isan-tanàna; koa nifalian’ny Joda ireo mpisorona sy levita izay nanompo ireo.
Jereo ny toko