Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 12:45 - DIEM PROTESTANTA

45 sady nisahana ny tokony hotandremany momba an’Andriamaniny sy momba ny fidiovana. Toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, izay nanaraka ny fandaharana nataon’i Davida sy i Salômôna zanany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

45 Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin’Andriamaniny sy ny amin’ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin’i Davida sy i Solomona zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

45 sady nisahana ny tokony hotandremany momba an’Andriamaniny sy momba ny fidiovana. Toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, izay nanaraka ny fandaharana nataon’i Davida sy i Salômôna zanany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

45 Fa fahiny, tamin’ny andron’i Davida sy i Asafa, lehiben’ny mpihira, dia fanao ny manao hira fiderana amam-pisaorana ho fankalazana an’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

45 Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin’Andriamaniny sy ny amin’ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin’i Davida sy Solomona zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

45 Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin'Andriamaniny sy ny amin'ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin'i Davida sy Solomona zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

45 Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin’Andriamaniny sy ny amin’ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin’i Davida sy i Solomona zanany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 12:45
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia niverina tany an-tanàna izy ka niantso ny mpiambina vavahady sady nilaza taminy hoe: –Tonga tany an-tobin’ny Sirianina izahay; fa tsy misy olona intsony ao sady tsy nandrenesana feon’olona akory. Tsy nisy afa-tsy soavaly sy boriky mifatotra ary lay nilaozana fotsiny.


Manolo-tena izy ireo hobaikoin’ny taranak’i Aharôna ny amin’ny fanompoana ao an-tranon’ny TOMPO na momba ireo kianja aman’efitrano izany na momba ny fanadiovana ireo fitaovana masina rehetra. Ny raharaha mifandray amin’ny fanompoana ny tranon’Andriamanitra dia ireto:


Io Selômôta io sy ny havany no mpiandraikitra ny zavatra sarobidy voatokana ho an’Andriamanitra, dia ireo zavatra natokan’i Davida mpanjaka sy ireo loham-pianakaviany ary ny komandin-tafika mpifehy arivo sy mpifehy zato.


Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon’ny TOMPO, afa-tsy ny mpisorona sy ny levita mpanao raharaha; ireo no hahazo miditra satria voatokana ho an’Andriamanitra; fa ny vahoaka rehetra dia hitandrina izay fepetra nasain’ny TOMPO hotandremana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra