Mpitsara 1:18 - DIEM PROTESTANTA
Avy eo dia nalain’ny olon’i Joda koa ny tanàna Gazà sy Askelôna ary Hekrôna mbamin’ireo faritra manodidina azy avy.
Jereo ny toko
Dia azon’i Joda i Gaza mbamin’ny faritra manodidina azy sy i Askelona mbamin’ny faritra manodidina azy ary i Ekrona mbamin’ny faritra manodidina azy.
Jereo ny toko
Avy eo dia nalain’ny olon’i Joda koa ny tanàna Gazà sy Askelôna ary Hekrôna mbamin’ireo faritra manodidina azy avy.
Jereo ny toko
Afak’i Jodà koa i Gazà mbamin’ny faritaniny.
Jereo ny toko
Dia afak’i Joda Gaza sy ny sisin-taniny ary Askelona sy ny sisin-taniny ary Ekrona sy ny sisin-taniny.
Jereo ny toko
Dia afak'i Joda Gaza sy ny sisin-taniny an Askelona sy ny sisin-taniny ary Ekrona sy ny sisin-taniny.
Jereo ny toko
Dia azon’i Joda i Gaza mbamin’ny faritra manodidina azy sy i Askelona mbamin’ny faritra manodidina azy ary i Ekrona mbamin’ny faritra manodidina azy.
Jereo ny toko