Genesisy 5:15 - DIEM PROTESTANTA Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada. Baiboly Katolika Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Malaleela, vao niteraka an’i Jareda izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan’i Mahalalila, dia niteraka an’i Jareda izy. Malagasy Bible Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan'i Mahalalila, dia niteraka an'i Jareda izy. La Bible en Malgache Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda. |
Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
i Enôsa no rain’i Kenàna; i Kenàna no rain’i Mahalalela; i Mahalalela no rain’i Jareda,
ary zafin-dorian’i Metosalà; dia i Metosalà zanakalahin’i Henôka, zafin’i Jarèda, zafiafin’i Malaleèla, zafin-dohalik’i Kainàma,