Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Folo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Kainany; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary ny andro rehetra nianian’i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary ny andro rehetra niainan'i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:14
3 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny nahaterahan’i Mahalalèla, dia mbola velona 840 taona i Kanàna, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada.


Nisy 930 taona ny andro rehetra niainan’i Adama, dia maty izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra