Genesisy 5:15 - DIEM PROTESTANTA15 Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Malaleela, vao niteraka an’i Jareda izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan’i Mahalalila, dia niteraka an’i Jareda izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan'i Mahalalila, dia niteraka an'i Jareda izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda. Jereo ny toko |