Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Mbola velona telopolo amby valon-jato taona i Malaleela taorian’ny niterahany an’i Jareda, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary ny andro niainan’i Mahalalila taorian’ny niterahany an’i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary ny andro niainan'i Mahalalila taorian'ny niterahany an'i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:16
3 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada.


Nisy 895 taona ny andro rehetra niainan’i Mahalalèla, dia maty izy.


ary zafin-dorian’i Metosalà; dia i Metosalà zanakalahin’i Henôka, zafin’i Jarèda, zafiafin’i Malaleèla, zafin-dohalik’i Kainàma,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra