Genesisy 5:16 - Baiboly Katolika16 Mbola velona telopolo amby valon-jato taona i Malaleela taorian’ny niterahany an’i Jareda, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary ny andro niainan’i Mahalalila taorian’ny niterahany an’i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary ny andro niainan'i Mahalalila taorian'ny niterahany an'i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Jereo ny toko |