Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:15 - Baiboly Katolika

15 Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Malaleela, vao niteraka an’i Jareda izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan’i Mahalalila, dia niteraka an’i Jareda izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan'i Mahalalila, dia niteraka an'i Jareda izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:15
5 Rohy Ifampitohizana  

Folo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Kainany; dia maty izy.


Mbola velona telopolo amby valon-jato taona i Malaleela taorian’ny niterahany an’i Jareda, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.


Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Enôka vao niteraka an’i Matosalema izy.


i Kainàna, i Malaleela, i Jareda,


zanak’i Matosale, zanak’i Enôka, zanak’i Jareda zanak’i Malaleela, zanak’i Kainàna,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra