Genesisy 5:14 - Baiboly Katolika14 Folo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Kainany; dia maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary ny andro rehetra nianian’i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary ny andro rehetra niainan'i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy. Jereo ny toko |