Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Taorian’ny nahaterahan’i Mahalalèla, dia mbola velona 840 taona i Kanàna, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny andro niainan’i Kenana taorianan’ny niterahany an’i Mahalalila dia efapolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Taorian’ny nahaterahan’i Mahalalèla, dia mbola velona 840 taona i Kanàna, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Mbola velona efapolo sy valon-jato taona i Kainany taorian’ny niterahany an’i Malaleela, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary ny andro niainan’i Kenana taorian’ny niterahany an’i Mahalalila dia efa-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary ny andro niainan'i Kenana taorian'ny niterahany an'i Mahalalila dia efa-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ny andro niainan’i Kenana taorianan’ny niterahany an’i Mahalalila dia efapolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:13
4 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa feno 70 taona i Kenàna, dia niteraka an’i Mahalalèla.


Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy.


Taorian’ny nahaterahan’i Seta, dia mbola velona nandritra ny 800 taona i Adama, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


ary zafin-dorian’i Metosalà; dia i Metosalà zanakalahin’i Henôka, zafin’i Jarèda, zafiafin’i Malaleèla, zafin-dohalik’i Kainàma,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra