Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Rehefa feno 70 taona i Kenàna, dia niteraka an’i Mahalalèla.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Fitopolo taona i Kenana raha niteraka an’i Mahalalila.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Rehefa feno 70 taona i Kenàna, dia niteraka an’i Mahalalèla.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Fitopolo taona ny andro niainan’i Kainany vao niteraka an’i Malaleela izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan’i Kenana, dia niteraka an’i Mahalalila izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan'i Kenana, dia niteraka an'i Mahalalila izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Fitopolo taona i Kenana raha niteraka an’i Mahalalila.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:12
3 Rohy Ifampitohizana  

Nisy 905 taona ny andro rehetra niainan’i Enôsa, dia maty izy.


Taorian’ny nahaterahan’i Mahalalèla, dia mbola velona 840 taona i Kanàna, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


ary zafin-dorian’i Metosalà; dia i Metosalà zanakalahin’i Henôka, zafin’i Jarèda, zafiafin’i Malaleèla, zafin-dohalik’i Kainàma,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra