Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Rehefa feno 65 taona i Henôka, dia niteraka an’i Metosèla.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Dimy amby enimpolo taona i Enoka raha niteraka an’i Metosela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Rehefa feno 65 taona i Henôka, dia niteraka an’i Metosèla.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Enôka vao niteraka an’i Matosalema izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan’i Enoka, dia niteraka an’i Metosela izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan'i Enoka, dia niteraka an'i Metosela izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Dimy amby enimpolo taona i Enoka raha niteraka an’i Metosela.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:21
5 Rohy Ifampitohizana  

Nisy 962 taona ny andro rehetra niainan’i Jereda, dia maty izy.


Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra i Henôka, ka taorian’ny nahaterahan’i Metosèla dia mbola velona 300 taona izy ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


ary zafin-dorian’i Metosalà; dia i Metosalà zanakalahin’i Henôka, zafin’i Jarèda, zafiafin’i Malaleèla, zafin-dohalik’i Kainàma,


Finoana no nahatafafindra an’i Henôka ho eo akaikin’Andriamanitra, ka tsy mba niharan’ny fahafatesana izy; ary tsy nisy olona nahita an’i Henôka intsony, noho izy nafindran’Andriamanitra ho eo akaikiny. Ny Soratra Masina no mijoro ho vavolombelona fa efa sitrak’Andriamanitra i Henôka talohan’ny namindrany azy.


I Henôka, ilay taranaka fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany koa ny amin’ireo olona ireo, ka nilaza hoe: «Indro tonga ny Tompo, otronin’ny anjely masiny tsy tambo isaina,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra