Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Nisy 962 taona ny andro rehetra niainan’i Jereda, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ny andro rehetra niainan’i Jereda dia roa amby enimpolo sy sivinjato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Nisy 962 taona ny andro rehetra niainan’i Jereda, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Roa amby enimpolo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Jareda, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary ny andro rehetra niainan’i Jareda dia roa amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary ny andro rehetra niainan'i Jareda dia roa amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Ny andro rehetra niainan’i Jereda dia roa amby enimpolo sy sivinjato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny nahaterahan’i Henôka, dia mbola velona 800 taona i Jereda, ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro.


Rehefa feno 65 taona i Henôka, dia niteraka an’i Metosèla.


Dia maty i Noà rehefa feno 950 taona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra