Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Taorian’ny nahaterahan’i Henôka, dia mbola velona 800 taona i Jereda, ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ny andro niainan’i Jereda taorianan’ny niterahany an’i Enoka dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Taorian’ny nahaterahan’i Henôka, dia mbola velona 800 taona i Jereda, ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Mbola velona valon-jato taona i Jareda taorian’ny niterahany an’i Enôka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary ny andro niainan’i Jareda taorian’ny niterahany an’i Enoka dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary ny andro niainan'i Jareda taorian'ny niterahany niterahany an'i Enoka dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ny andro niainan’i Jereda taorianan’ny niterahany an’i Enoka dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:19
3 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka.


Nisy 962 taona ny andro rehetra niainan’i Jereda, dia maty izy.


Taorian’ny nahaterahan’i Seta, dia mbola velona nandritra ny 800 taona i Adama, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra