Genesisy 5:18 - DIEM PROTESTANTA18 Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika18 Roa amby enimpolo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda vao niteraka an’i Enôka izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda, dia niteraka an’i Enoka izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan'i Jareda dia niteraka an'1 Enoka izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka. Jereo ny toko |