Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Genesisy 48:3 - DIEM PROTESTANTA

Ary hoy i Jakôba tamin’i Jôsefa: –Niseho tamiko tao Lozy tany amin’ny tany Kanahàna ilay Andriamanitra Tsitoha ka nitsodrano ahy

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary hoy i Jakoba tamin’i Josefa: Andriamanitra Tsitoha efa niseho tamiko tany Lozy any amin’ny tany Kanana ary nitahy ahy ka niteny tamiko hoe:

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary hoy i Jakôba tamin’i Jôsefa: –Niseho tamiko tao Lozy tany amin’ny tany Kanahàna ilay Andriamanitra Tsitoha ka nitsodrano ahy

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Ary hoy i Jakôba tamin’i Josefa:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary hoy Jakoba tamin’i Josefa: Andriamanitra Tsitoha efa niseho tamiko tany Lozy any amin’ny tany Kanana ary nitahy ahy ka nanao tamiko hoe:

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary hoy Jakoba tamin i Josefa: Andriamanitra Tsitoha efa niseho tamiko tany Lozy any amin'ny tany Kanana ary nitahy ahy ka nanao tamiko hoe:

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary hoy i Jakoba tamin’i Josefa: Andriamanitra Tsitoha efa niseho tamiko tany Lozy any amin’ny tany Kanana ary nitahy ahy ka niteny tamiko hoe:

Jereo ny toko



Genesisy 48:3
12 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa feno 99 taona i Abrama, dia nisehoan’ny TOMPO ka nitenenany hoe: –Izaho no Andriamanitra Tsitoha; aoka handeha eo anatrehako ianao sady tsy hanan-tsiny;


Hataoko maro taranaka fatratra ianao ka hanjary firenena maro, sady hisy mpanjaka hipoitra avy aminao.


Hitahy anao anie ilay Andriamanitra Tsitoha, ka hanome taranaka maro mba hahatonga anao ho razamben’ny firenena maro


Rehefa nampandrenesina i Jakôba fa tonga hamangy azy i Jôsefa zanany, dia niezaka hipetraka teo am-pandriana izy.


amin’ny alalan’ilay Andriamanitry ny rainao izay mamonjy anao, amin’ny alalan’ilay Andriamanitra Tsitoha izay mitahy anao, raiso ny fitahiana avy amin’ny orana izay mirotsaka avy any an-danitra, raiso ny fitahiana avy amin’ny rano izay mihanaka ao amin’ny fanambanin’ny tany ary raiso ny fitahiana izay hahamaro anaka ny vehivavy sy ny biby fiompy.


Tamin’ny anarana hoe «Andriamanitra Tsitoha» no nisehoako tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba fa tsy mbola fantatr’ireo ny anarako hoe «TOMPO.»


Fony i Jakôba mbola tany an-kibon-dreniny no efa nisongona ny rahalahiny; ary rehefa lehilahy lehibe izy, dia nitolona tamin’Andriamanitra.


sady heniky ny voninahitr’Andriamanitra. Ny famirapiratan’ilay tanàna masina dia tahaka ny an’ny vato sarobidy tokoa, dia ny vatosoa jaspa miendrika kristaly manganohano.


Nandefa iraka izy aloha mba hijery ny tanàna, izay nantsoina hoe Lozy tamin’izany fotoana izany.