Dia hoy i Jakôba taminy: –Ny tenanao mihitsy no nahalala ny nanompoako anao sy izay nanjarian’ny biby fiompinao noho ny amiko.
Genesisy 30:5 - DIEM PROTESTANTA Ary bevohòka i Bilehà ka niteraka zazalahy tamin’i Jakôba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanana anaka i Bila ka niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary bevohòka i Bilehà ka niteraka zazalahy tamin’i Jakôba. Baiboly Katolika Ary nanana anaka i Balà, dia tera-dahy tamin’i Jakôba. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanan-anaka Bila ka niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. Malagasy Bible Dia nanan'anaka Bila ka niteraka zazalahy tamin'i Jakoba. La Bible en Malgache Dia nanana anaka i Bila ka niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. |
Dia hoy i Jakôba taminy: –Ny tenanao mihitsy no nahalala ny nanompoako anao sy izay nanjarian’ny biby fiompinao noho ny amiko.
Dia hoy i Rahely hoe: –Andriamanitra efa nanome rariny ahy ka nihaino ny fangatahako, ary nanome ahy zanakalahy. Dia nataony hoe Dana ny anarany.
Fa raha mbola nipetraka tamin’izany faritany izany i Jakôba, dia lasa i Reobena nandry tamin’i Bilehà vadikelin-drainy. Nahare izany i Jakôba ka nisafoaka. Fa nisy roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakôba;
Ireo fito lahy ireo no taranak’i Jakôba tamin’i Bilehà izay nomen’i Labàna ho mpanompovavin’i Rahely.
Ireto no zanakalahin’i Israely: i Reobena sy i Simehôna, i Levỳ sy i Joda, i Jisakara sy i Zebolòna,
Ireto avy ny anaran’ireo lehilahy hanampy anareo: i Elitsora zanak’i Sedeòra no avy amin’ny fokon’i Reobena;
I Abrahama no ray niteraka an’i Itsehàka, i Itsehàka, ray niteraka an’i Jakôba; i Jakôba, ray niteraka an’i Joda mirahalahy avy.
Ary nanao fanekempihavanana tamin’i Abrahama Andriamanitra ka ny famorana no famantarana izany. Dia izany no namoran’i Abrahama an’i Itsehàka zanany rehefa niherina ny andro niterahany azy, sy namoran’i Itsehàka an’i Jakôba, ary namoran’i Jakôba an’ireo razambe 12 mirahalahy.