Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Dia hoy i Rahely hoe: –Andriamanitra efa nanome rariny ahy ka nihaino ny fangatahako, ary nanome ahy zanakalahy. Dia nataony hoe Dana ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary hoy Rahely: Andriamanitra nanome rariny ahy sady nihaino ny feoko ka nomeny zazalahy aho. Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Dia hoy i Rahely hoe: –Andriamanitra efa nanome rariny ahy ka nihaino ny fangatahako, ary nanome ahy zanakalahy. Dia nataony hoe Dana ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ka hoy i Rasela: «Nomen’Andriamanitra ny rariny aho, ary nohenoiny ny feoko, ka nomeny zazalahy aho.» Izany no nanaovany ny anarany hoe i Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary hoy Rahely: Andriamanitra efa nanome ahy ny rariny sady efa nihaino ny feoko, ka nomeny zazalahy aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary hoy Rahely: Andriamanitra efa nanome ahy ny rariny sady efa nihaino ny feoko, ka nomeny zazalahy aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary hoy Rahely: Andriamanitra nanome rariny ahy sady nihaino ny feoko ka nomeny zazalahy aho. Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:6
15 Rohy Ifampitohizana  

Ary bevohòka i Bilehà ka niteraka zazalahy tamin’i Jakôba.


Mbola bevohòka indray i Bilehà ka niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakôba,


I Dana sy Naftalỳ no zanany tamin’i Bilehà mpanompovavin’i Rahely.


Dia ao koa i Dana sy i Hosima zanany lahy.


TOMPO Andriamanitro ô, marina Ianao ka ambarao ho tsy manan-tsiny aho, fa aza avelanao ho fanesom-pahavaloko.


Omeo rariny aho, Andriamanitra ô, iandanio hanohitra ny tsy mpivavaka, ataovy afaka amin’ny mpamitaka sy amin’ny mpanao ratsy.


Dia nividy fehikibo araka izay nolazain’ny TOMPO aho ka nafehiko ny kiboko.


Koa haeliko ianareo ho toy ny poti-mololo indaosin’ny rivotra avy any an-taniefitra.


TOMPO ô, hitanao ny fiangarana natao tamiko ka notsarainao ara-drariny aho.


Ireto foko ireto kosa no ho eo amin’ny tendrombohitra Hebala amin’ny fanononana ozona: dia i Reobena, i Gada, i Asera, i Zebolòna, i Dana, ary i Naftalỳ.


Ny amin’ny taranak’i Dana, dia hoy i Mosesy hoe: «Ny fokon’i Dana dia tahaka ny vanton-diona izay miantoraka avy ao Basàna.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra