Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Mbola bevohòka indray i Bilehà ka niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakôba,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Dia nanana anaka indray i Bila, mpanompovavin’i Rahely, ka niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Mbola bevohòka indray i Bilehà ka niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakôba,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ary nanana anaka indray i Balà, ankizy vavin-dRasela, dia nitera-dahy fanindroany tamin’i Jakôba,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Dia nanan-anaka indray Bila, ankizivavin-dRahely, ka niteraka zazalahy faharoany tamin’i Jakoba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Dia nanan'anaka indray Bila, ankizivavin-Rahely, ka niteraka zazalahy faharoany tamin'i Jakoba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Dia nanana anaka indray i Bila, mpanompovavin’i Rahely, ka niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:7
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Rahely hoe: –Andriamanitra efa nanome rariny ahy ka nihaino ny fangatahako, ary nanome ahy zanakalahy. Dia nataony hoe Dana ny anarany.


dia hoy i Rahely hoe: –Efa niady mafy tamin’ny rahavaviko aho, ka nandresy! Dia nataony hoe Naftalỳ ny anarany.


I Naftalỳ sy ireo zanany lahy, dia i Jahatsiela sy i Gonỳ ary i Jetsera sy i Silema.


Ireo fito lahy ireo no taranak’i Jakôba tamin’i Bilehà izay nomen’i Labàna ho mpanompovavin’i Rahely.


mifanolotra amin’ny faritanin’i Asera no hisy ny anjaran’i Naftalỳ;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra