Eksodosy 8:4 - DIEM PROTESTANTA
Dia nampiantso an’i Mosesy sy i Aharôna ny Farao ka nanao taminy hoe: –Mangataha amin’ny TOMPO mba hanesorany ny sahona amiko, dia halefako hanao sorona aminy ny Israelita.
Jereo ny toko
Dia nampiantso an’i Mosesy sy i Arona i Farao ka niteny hoe: Mifonà ho ahy amin’NY TOMPO mba hampialany ny sahona amiko sy amin’ny vahoakako; fa havelako handeha ny olona mba hamonoany zavatra hatao fanatitra ho an’NY TOMPO.
Jereo ny toko
Dia nampiantso an’i Mosesy sy i Aharôna ny Farao ka nanao taminy hoe: –Mangataha amin’ny TOMPO mba hanesorany ny sahona amiko, dia halefako hanao sorona aminy ny Israelita.
Jereo ny toko
Ary i Faraôna nampaka an’i Môizy sy i Aarôna nilazany hoe: «Mangataha amin’i Iaveh mba hanesorany ny sahona amiko sy amin’ny vahoakako, fa halefako mandeha ny vahoaka, hanolorany sorona amin’i Iaveh.»
Jereo ny toko
Ary Farao dia nampaka an’i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: Mangataha amin’i Jehovah hampialany ny sahona amiko sy amin’ny vahoakako; dia halefako ny olona mba hamonoany zavatra hatao fanatitra ho an’i Jehovah.
Jereo ny toko
Ary Farao dia nampaka an'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: Mangataha amin'i Jehovah hampialany ny sahona amiko sy amin'ny vahoakako; dia halefako ny olona mba hamono any zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah.