Eksodosy 9:28 - DIEM PROTESTANTA28 Mangataha amin’ny TOMPO mba hitsahatra ny kotro-baratra sy ny havandra, dia halefako ianareo fa tsy hotazoniko intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Mifonà ho ahy amin’NY TOMPO fa ampy izay ny kotrokorana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo ka tsy hitoetra eto intsony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Mangataha amin’ny TOMPO mba hitsahatra ny kotro-baratra sy ny havandra, dia halefako ianareo fa tsy hotazoniko intsony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika28 Mangataha re amin’i Iaveh mba hitsahatra ny kotrok’orana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo; tsy hisy hitana anareo intsony tokoa.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Mangataha amin’i Jehovah, fa aoka izay ny kotrokorana sy ny havandra, dia halefako tsy hitoetra eto intsony hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Mangataha amin'i Jehovah, fa aoka izay ny kotrokorana sy ny havandra, dia halefako tsy hitoetra eto intsony ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Mifonà ho ahy amin’NY TOMPO fa ampy izay ny kotrokorana sy ny havandra, fa havelako handeha ianareo ka tsy hitoetra eto intsony. Jereo ny toko |