Eksodosy 6:20 - DIEM PROTESTANTA
I Hamrana dia nanambady an’i Jôkebeda anabavin-drainy ka niteraka an’i Aharôna sy i Mosesy. Naharitra fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Hamrama.
Jereo ny toko
Ary i Amrama dia naka an’i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an’i Arona sy i Mosesy taminy izy. Fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Amrama.
Jereo ny toko
I Hamrana dia nanambady an’i Jôkebeda anabavin-drainy ka niteraka an’i Aharôna sy i Mosesy. Naharitra fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Hamrama.
Jereo ny toko
I Amrama naka an’i Jôkadeba anabavin-drainy ho vadiny; ka io no niteraka an’i Aarôna sy i Môizy taminy. Fito amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Amrama.
Jereo ny toko
Ary Amrama naka an’i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an’i Arona sy Mosesy taminy izy; ary ny andro niainan’i Amrama dia fito amby telo-polo amby zato taona.
Jereo ny toko
Ary Amrama naka an'i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an'i Arona sy Mosesy taminy izy; ary ny andro niainan'i Amrama dia fito amby telo-polo amby zato taona.
Jereo ny toko
Ary i Amrama dia naka an’i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an’i Arona sy i Mosesy taminy izy. Fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Amrama.
Jereo ny toko