Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 6:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Ary ny zanakalahin’i Jizara dia i Kora sy i Nefega ary i Zikry.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Kôra sy i Nefega ary i Zikrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Zanaka lahin’Isaara: i Kôre, i Nefaga ary i Zekri.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary ny zanakalahin’i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary ny zanakalahin'i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Ary ny zanakalahin’i Jizara dia i Kora sy i Nefega ary i Zikry.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 6:21
7 Rohy Ifampitohizana  

dia i Tsefanià zanakalahin’i Tahata sy zafin’i Asiry sy zafiafin’i Abiasafa sy zafin-dohalik’i Kôra


ary nanarakaraka azy indray dia i Hamasià, zanakalahin’i Zikry sady nanolo-tena an-tsitrapo ho an’ny TOMPO, mpifehy lehilahy maherifo nisy andiany roanjato.


Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita.


I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay


Nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo mbamin’ny fianakaviany ary koa nitelina an’i Kôra sy ny olony rehetra mbamin’ny fananany rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra