Taorian’ny nahafatesan’i Hetsirôna izay nanambady an’i Abià, dia niray tamin’i Efrata indray i Kaleba; ka i Efrata no niterahany an’i Asehora mpanorina an’i Tekôa.
1Tantara 4:5 - DIEM PROTESTANTA I Asehora, mpanorina an’i Tekôa, dia nanana vady roa: i Helà sy i Naharà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nampirafy i Asora, rain’ny any Tekoa, dia i Hela sy i Nara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Asehora, mpanorina an’i Tekôa, dia nanana vady roa: i Helà sy i Naharà. Baiboly Katolika Nanambady roa i Asora, rain’i Tekôe, dia i Halaà sy i Naarà, Baiboly Protestanta Malagasy Ary Asora, razamben’ny any Tekoa, namporafy, dia Hela sy Nara. Malagasy Bible Ary Asora, razamben'ny any Tekoa, namporafy, dia Hela sy Nara. La Bible en Malgache Nampirafy i Asora, rain’ny any Tekoa, dia i Hela sy i Nara. |
Taorian’ny nahafatesan’i Hetsirôna izay nanambady an’i Abià, dia niray tamin’i Efrata indray i Kaleba; ka i Efrata no niterahany an’i Asehora mpanorina an’i Tekôa.
I Naharà no reny niteraka an’i Ahozama sy i Hefera ary i Temenỳ sy i Ahastarỳ; ireo no zanakalahin’i Naharà.