Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 4:5 - Baiboly Katolika

5 Nanambady roa i Asora, rain’i Tekôe, dia i Halaà sy i Naarà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Nampirafy i Asora, rain’ny any Tekoa, dia i Hela sy i Nara.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 I Asehora, mpanorina an’i Tekôa, dia nanana vady roa: i Helà sy i Naharà.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 I Asehora, mpanorina an’i Tekôa, dia nanana vady roa: i Helà sy i Naharà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary Asora, razamben’ny any Tekoa, namporafy, dia Hela sy Nara.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary Asora, razamben'ny any Tekoa, namporafy, dia Hela sy Nara.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Nampirafy i Asora, rain’ny any Tekoa, dia i Hela sy i Nara.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 4:5
3 Rohy Ifampitohizana  

Efa maty tany Kaleba-Efrata, i Hesrôna, vao niteraka an’i Ashora rain’i Tekoa, tamin’i Abià vadiny.


I Fanoela no rain’i Gedôra, ary i Ezera no rain’i Hosa. Ireo no zanaka lahin’i Hora, lahy matoan’i Efrata, rain’i Betlehema.


ka ny naterak’i Naarà taminy dia i Oozama, i Hefera, i Tenamì ary i Ahastarì: ireo no zanaka lahin’i Naarà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra