Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 4:6 - DIEM PROTESTANTA

6 I Naharà no reny niteraka an’i Ahozama sy i Hefera ary i Temenỳ sy i Ahastarỳ; ireo no zanakalahin’i Naharà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 I Nara no niteraka an’i Ahozama, i Hafera, i Temeny ary i Hahastarỳ. Ireo no zanakalahin’i Nara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 I Naharà no reny niteraka an’i Ahozama sy i Hefera ary i Temenỳ sy i Ahastarỳ; ireo no zanakalahin’i Naharà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 ka ny naterak’i Naarà taminy dia i Oozama, i Hefera, i Tenamì ary i Ahastarì: ireo no zanaka lahin’i Naarà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary Nara niteraka an’i Ahozama sy Hafera sy Temeny ary Hahastary. Ireo no zanakalahin’i Nara.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary Nara niteraka an'i Ahozama sy Hafera sy Temeny ary Hahastary. Ireo no zanakalahin'i Nara.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 I Nara no niteraka an’i Ahozama, i Hafera, i Temeny ary i Hahastarỳ. Ireo no zanakalahin’i Nara.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 4:6
2 Rohy Ifampitohizana  

I Asehora, mpanorina an’i Tekôa, dia nanana vady roa: i Helà sy i Naharà.


Ny zanakalahin’i Helà kosa dia i Tsereta sy i Tsôhara ary i Etnana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra