Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 4:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ny zanakalahin’i Helà kosa dia i Tsereta sy i Tsôhara ary i Etnana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ny zanakalahin’i Hela dia i Zareta sy i Jizara ary i Etnana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ny zanakalahin’i Helà kosa dia i Tsereta sy i Tsôhara ary i Etnana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ny zanaka lahin’i Halaà dia i Sereta, i Isaara sy i Etnàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary ny zanakalahin’i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary ny zanakalahin'i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ny zanakalahin’i Hela dia i Zareta sy i Jizara ary i Etnana.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 4:7
2 Rohy Ifampitohizana  

I Naharà no reny niteraka an’i Ahozama sy i Hefera ary i Temenỳ sy i Ahastarỳ; ireo no zanakalahin’i Naharà.


I Kôtsa no ray niteraka an’i Hanoba sy i Tsôbebà; ary izy koa no razamben’ny tarik’i Aharihela, zanakalahin’i Haroma.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra