1Tantara 24:5 - DIEM PROTESTANTA
Samy natao antsapaka ny fitsinjarana azy rehetra, satria samy mpiandraikitra ny Toeramasina sy mpiandraikitra ny raharahan’Andriamanitra, na ny avy tamin’ny taranak’i Elehazara na ny avy tamin’ny taranak’i Itamara.
Jereo ny toko
Samy nozarazaraina tamin’ny antsapaka avokoa izy rehetra; fa samy mpitandrina ny zava-masina, dia mpitandrina voatendry ho an’Andriamanitra avokoa, na ny avy tamin’ny taranak’i Eleazara, na ny avy tamin’ny taranak’Itamara.

Samy natao tamin’ny filokàna ny fizarazarana azy ireo avy, satria na ny tamin’ny taranak’i Eleazara na ny tamin’ny taranak’i Itamara, dia samy nisy filohany momba ny fitoerana masina, sy filohany amin’ny momba an’Andriamanitra.
Jereo ny toko
Ary samy nozarazaraina tamin’ny filokana avokoa izy rehetra; fa samy mpifehy masina, dia mpifehy ho an’Andriamanitra avokoa, na ny avy tamin’ny taranak’i Eleazara, na ny avy tamin’ny taranak’Itamara.
Jereo ny toko
Ary samy nozarazaraina tamin'ny filokana avokoa izy rehetra; fa samy mpifehy masina, dia mpifehy ho an'Andriamanitra avokoa, na ny avy tamin'ny taranak'i Eleazara, na ny avy tamin'ny taranak'Itamara.