Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 26:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Nanao antsapaka izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, araka ny fianakaviany, ny amin’ny vavahady tsirairay avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao antsapaka avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin’ny isam-bavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Nanao antsapaka izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, araka ny fianakaviany, ny amin’ny vavahady tsirairay avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Nanao filokàna ny amin’ny isam-baravarana avy izy, na ny kely na ny lehibe, araka ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao filokana avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin’ny isam-bavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao filokana avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin'ny isam-bavahady.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao antsapaka avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin’ny isam-bavahady.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 26:13
5 Rohy Ifampitohizana  

Toraka ireo rahalahiny, taranak’i Aharôna, ny levita koa dia mba notsinjaraina fanompoana tamin’ny antsapaka teo anatrehan’i Davida mpanjaka, teo anatrehan’i Tsadôka sy i Abimelèka, ary teo anatrehan’ny loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny loham-pianakavian’ny levita: samy natao antsapaka mifanarakaraka na ny fianakavian’ny zokiny na ny fianakavian’ny zandriny.


Samy natao antsapaka ny fitsinjarana azy rehetra, satria samy mpiandraikitra ny Toeramasina sy mpiandraikitra ny raharahan’Andriamanitra, na ny avy tamin’ny taranak’i Elehazara na ny avy tamin’ny taranak’i Itamara.


Nanao antsapaka ny anjara raharahany avy izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny efa havanana na ny mbola miofana.


Anjaran’ny antokon’ireo mpiandry vavahady sy anjaran’ny filohan’ireo vatan-dehilahy ireo ny manao fanompoana ao an-tranon’ny TOMPO, teo anilan’ireo levita rahalahiny.


Ny amin’ny vavahady atsinanana, dia azon’i Selemià ny antsapaka. Ny amin’ny vavahady avaratra, dia i Zakarià zanany, izay mpanolotsaina hendry, no niantefan’ny antsapaka natao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra