7 Dia nifampiresaka izy ireo hoe: Andeha isika hanao antsapaka mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao antsapaka ry zareo ka i Jona no voatondro.
7 Ary dia samy nanao tamin’ny namany hoe izy: Avia isika hanao filokana mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao filokana izy, ka Jona no azo.
7 Ary dia samy nanao tamin'ny namany hoe izy: Avia isika hanao filokana mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao filokana izy, ka Jona no azo.
7 Dia nifampiresaka izy ireo hoe: Andeha isika hanao antsapaka mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao antsapaka ry zareo ka i Jona no voatondro.
Tamin’ny taona faha-12 nanjakan’i Kserksesa, volana voalohany na volana Nisàna, no nanaovana ny antsapaka (atao hoe Porîma) teo anatrehan’i Hamàna hahafantarana ny fotoanandro tokony hanatanterahana izany; ka rehefa notetezina ny andro sy ny volana, dia ny volana faha-12 na volana Adara no voatondron’ny antsapaka.
Noho izany, aza mitsara olona alohan’ny fotoana, dia mandra-piavin’ny Tompo: Izy no hampiharihary ireo zavatra afenina anatin’ny maizina sy hampiseho ireo hevitry ny fon’ny olombelona. Ka amin’izay dia samy homen’Andriamanitra ny dera tandrify azy avy ny tsirairay.