Jona 1:6 - DIEM PROTESTANTA6 Dia nanatona azy ny kapitenin-tsambo ary nanontany azy hoe: –Fa manao inona eto ianao? Toa matory! Mitsangàna, ka mba antsoy koa ny Andriamanitrao, fa angamba hieritreritra antsika Izy ka tsy hamela antsika ho faty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia nankao aminy ny kapitenin-tsambo ka niteny taminy hoe: Endre ity ianao renoky ny torimaso foana eto! Mitsangàna ka antsoy ny Andriamanitrao! Angamba mba hihevitra antsika Izy ka tsy ho faty isika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia nanatona azy ny kapitenin-tsambo ary nanontany azy hoe: –Fa manao inona eto ianao? Toa matory! Mitsangàna, ka mba antsoy koa ny Andriamanitrao, fa angamba hieritreritra antsika Izy ka tsy hamela antsika ho faty. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Avy nanatona azy ny kapitenin-tsambo, ka nanao taminy hoe: «Inona ity ataonao no matory foana? Mitsangàna antsoy ny Andriamanitrao, ndrao mba mihevitra antsika Andriamanitra, ka tsy ho faty isika». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia nankao aminy ny kapitenin-tsambo ka nanao taminy hoe: Endrey ity hianao renoky ny torimaso foana eto! Mitsangàna, ka antsoy ny Andriamanitrao, fa angamba hihevitra antsika Andriamanitra, ka dia tsy ho faty isika. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia nankao aminy ny kapitenin-tsambo ka nanao taminy hoe: Endrey ity ianao renoky ny torimaso foana eto! Mitsangàna, ka antsoy ny Andriamanitrao, fa angamba hihevitra antsika Andriamanitra, ka dia tsy ho faty isika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia nankao aminy ny kapitenin-tsambo ka niteny taminy hoe: Endre ity ianao renoky ny torimaso foana eto! Mitsangàna ka antsoy ny Andriamanitrao! Angamba mba hihevitra antsika Izy ka tsy ho faty isika. Jereo ny toko |
«Ndeha vorio àry ny Jiosy rehetra eto Sosany; dia manaova fifadian-kanina noho ny amiko ianareo, ka aza mihinana na misotro mandritra ny telo andro sy telo alina. Hifady hanina toy izany koa ny tenako sy ireo mpanompovaviko; avy eo dia hankao amin’ny amperôra aho, na dia tsy ara-dalàna aza izany. Koa raha tsy maintsy ho faty aho, dia ho faty!»