i Heleba zanakalahin’i Bahanà avy any Netôfà; i Itàhy zanakalahin’i Ribay avy any Gibehà-n’ireo Benjaminita;
1Tantara 2:54 - DIEM PROTESTANTA Taranak’i Salmà: ny mponina tao Betlehema, ny Netôfatita, ny mponina tao Hatarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manahetîta, ny Tsôrehita, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema, ny Netofatita, i Atarota-Bety-Joaba, i Hatsỳ-Hamanatita, ny Zoraìta Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taranak’i Salmà: ny mponina tao Betlehema, ny Netôfatita, ny mponina tao Hatarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manahetîta, ny Tsôrehita, Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Salmà: i Betlehema sy ny Netofatianina, i Atarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manaktiana, ny Sareanina, Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Salma dia Betlehema sy ny Netofatita sy Atrota-beti-joaba ary Hatsi-hamanatita sy ny Zoraïta Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Salma dia Betlehema sy ny Netofatita sy Atrota-beti-joaba ary Hatsi-hamanatita sy ny Zoraita La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema, ny Netofatita, i Atarota-Bety-Joaba, i Hatsỳ-Hamanatita, ny Zoraìta |
i Heleba zanakalahin’i Bahanà avy any Netôfà; i Itàhy zanakalahin’i Ribay avy any Gibehà-n’ireo Benjaminita;
Taranak’i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma: ny mponina tao Harôe sy ny antsasaky ny Manahetita
ary ireo tarika tao Kiriata-Jeharîma, dia ny Jitrita sy ny Potita mbamin’ny Somatita sy ny Misrahita; avy tamin’ireo tarika ireo no nipoiran’ny Tsôrehatita sy ny Estaolita.
ary ireo tarika mpanoratra nonina tao Jahebetsy, dia ny Tirehatita sy ny Simehatita mbamin’ny Sokatita. Ireo tarika mpanoratra ireo no Kenita nipoitra avy tamin’i Hamata izay razamben’ny fianakaviana Rekabita.
i Hôbadià, zanakalahin’i Semahià sy zafin’i Galala ary zafiafin’i Jedotòna; i Berekià, zanakalahin’i Asà sy zafin’i Elkanà, izay nonina tao amin’ireo tanànan’ny Netôfatita.
Dia tafangona ny mpihira avy any ambanivohitr’i Jerosalema sy avy amin’ny tanàna kely akaikin’i Netôfà
Tamin’ny andro nitondran’ny Mpitsara tao Israely, dia nisy mosary tao amin’ny tany. Koa nisy lehilahy iray avy ao amin’ny Betleheman’i Joda nandeha nifindra monina tany amin’ny faritr’i Môaba niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy.