Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 11:30 - DIEM PROTESTANTA

30 i Maheray, avy ao Netôfà; i Heleda, zanakalahin’i Bahanà, avy any Netôfà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 i Maharay netofatita, i Heleda, zanak’i Bana netofatita;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 i Maheray, avy ao Netôfà; i Heleda, zanakalahin’i Bahanà, avy any Netôfà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 i Maharay avy any Netôfa, i Heleda zanak’i Baanà, ary i Netofà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak’i Bana Netofatita,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak'i Bana Netofatita,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 i Maharay netofatita, i Heleda, zanak’i Bana netofatita;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 11:30
7 Rohy Ifampitohizana  

i Tsalmôna avy any Ahôa; i Maheray avy any Netôfà;


i Heleba zanakalahin’i Bahanà avy any Netôfà; i Itàhy zanakalahin’i Ribay avy any Gibehà-n’ireo Benjaminita;


i Sibekay, avy any Hosà; i Hilay, avy any Ahôa;


i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna;


Taranak’i Salmà: ny mponina tao Betlehema, ny Netôfatita, ny mponina tao Hatarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manahetîta, ny Tsôrehita,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra