Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 2:53 - DIEM PROTESTANTA

53 ary ireo tarika tao Kiriata-Jeharîma, dia ny Jitrita sy ny Potita mbamin’ny Somatita sy ny Misrahita; avy tamin’ireo tarika ireo no nipoiran’ny Tsôrehatita sy ny Estaolita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

53 Ny fokon’i Kiriata-Jearima dia ny Jitirila, ny Potita, ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin’ireo no niavian’ny Zoraìta sy ny Estaolita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

53 ary ireo tarika tao Kiriata-Jeharîma, dia ny Jitrita sy ny Potita mbamin’ny Somatita sy ny Misrahita; avy tamin’ireo tarika ireo no nipoiran’ny Tsôrehatita sy ny Estaolita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

53 Ny fokon’i Kariatiarima dia: ny Jetreanina, ny Afoteanina, ny Semateanina ary ny Masereanina. Avy amin’izy ireo no niavian’ny Sareanina sy ny Estaôlianina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

53 ary ny fokon’i Kiriata-jearima koa, dia ny Jitrita sy ny Potita sy ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin’ireo no nihavian’ny Zoraïta sy ny Estaolita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

53 ary ny fokon'i Kiriata-Jearima koa, dia ny Jitrita sy ny Potita sy ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin'ireo no nihavian'ny Zoraita sy ny Estaolita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

53 Ny fokon’i Kiriata-Jearima dia ny Jitirila, ny Potita, ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin’ireo no niavian’ny Zoraìta sy ny Estaolita.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 2:53
11 Rohy Ifampitohizana  

i Hirà sy i Gareba, samy avy amin’ny fianakavian’i Jetèra;


i Hirà sy i Gareba, samy taranak’i Jetera;


Taranak’i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma: ny mponina tao Harôe sy ny antsasaky ny Manahetita


Taranak’i Salmà: ny mponina tao Betlehema, ny Netôfatita, ny mponina tao Hatarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manahetîta, ny Tsôrehita,


I Reaià, zanakalahin’i Sôbala, no ray niteraka an’i Jahata; ary i Jahata no ray niteraka an’i Ahomay sy i Lahada: izy mirahalahy ireto no razamben’ny tarika Tsôrehatita.


Ireto avy kosa ireo tanàna teo amin’ny lemak’i Sefelà: i Estaôla, i Tsôrehà, i Adenà,


Ny velaran-taniny dia mahafaoka an’ireto tanàna ireto: i Tsôrehà, i Estaôla, i Hira-Semesy,


Dia niainga ny Israelita; ka nony afaka telo andro, dia tonga tany an-tanànan-dry zareo, izany hoe tao Gibehona sy Kefirà ary Beerôta sy Kiriata-Jeharima.


Tao Tsôrehà dia nisy lehilahy nantsoina hoe Manôà, avy tamin’ny fokon’i Dana. Momba ny vadiny ka tsy niteraka.


Fony i Samsôna tao an-tobin’i Dana, teo anelanelan’i Tsôrehà sy i Estaôla, no nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’ny TOMPO.


Ary nidina ireo rahalahin’i Samsôna sy ny fianakavian-drainy mba haka ny fatiny. Dia nentiny niakatra izy ka naleviny tao am-pasan’i Manôà rainy, teo anelanelan’i Tsôrehà sy i Estaôla. I Samsôna no nitondra ny Israelita nandritra ny roapolo taona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra